zay ve vô mba misy repos
Nampidirin'i hery601 | 7 Mey, 2008kaizakaiza daôly zay ve vô mba misy repos hatramin'ny "pâques" de inona ouny ny malin any??? zahay zao @ty "week-end" ty de ho eto fôna fa @ 26 juin dray vô mba mandeha miala any vohitsara.
kaizakaiza daôly zay ve vô mba misy repos hatramin'ny "pâques" de inona ouny ny malin any??? zahay zao @ty "week-end" ty de ho eto fôna fa @ 26 juin dray vô mba mandeha miala any vohitsara.
manôna daôly
ny voalohan-teniko de ôtrany tsy netinety tamiko itty herinandro ity satria voany tazo be za sady mikoohaka no manavy be; kanefa innoako fa ho entiny ty herinandro vaovao ity zany.
zay ihany angabany fa @ manaraka indray. big up be hoo any rehetra.
kaïza kaïza
tena zay vô mitaky ny havizanana avy tany Isalo le. tena marary dôly ny lamoussina sy ny vanin-taoulana réétra.
dé ty misy blagy anakiray: inona no mampitovy an'i Moisy na Mosesy zé tianao sy Jesoa na Jesosy mbôla zé tianao ihany koa ary i Frankeinstein??? miandry ny valiny omenareo zay vô valiako le izy.
kaiza kaiza daôly!!!
zay fa tonga avy any isalo zaay. tena nilay be ny tany ny vôndalana misy fa ny safira no tsisy (lol) de nanao aôna ny fetin'ny ze nijanona tao an-trano??? (hihihihihihihih) ne nay alou de tena nilay mihintsy ny tao @ piscine no tena nisy fafiny satry rééfa katry de tonga de nijoroboka tao an-drano fa tsy ratsy kou le nianik any le voiitra fa saingy napataoutra satria nisy ray t@nay katry be de tsy afaka nitazona dé saïka nejera tany ambany.
ny sary koa bobaka fa mbôla miandry kely ouany zé té aïta azy.
zay alou fa ty misy sary ray mba ouentina mamalifaly ny akama zé mba malaïndaïna @zao andro zao.