kaizakaiza

Nampidirin'i hery601 | 18 Mar, 2008

vraiment marantkaizakaiza de mo ahona dahol ny reetra.

bon ny volohany zany de za tena faly be mihintsy @zao fotôna izao satry manantena ny fahazoana akama bobaka satria za tna manirery @zao fotona izao.

za zany de bandy tokony ho 21 taona mibôsy eny ambohitsaina manao taranja "SOCIOLOGIE & JOURNALISME" de tena mandala ny finamana sady tia mifaly be.

ka manantena ny fisiany commentaire maro be za.

zay zany fa @ manaraka indray 


10 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "kaizakaiza"

  1. d'ireto ary izahay vonona ho namana fa dia tonga soa zany !

    Nampidirin'i ikalamako 18 Mar 2008, 15:40
  2. miarahaba anao tonga soa e!

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 15:59
  3. hi hi - ireto ary izahay lol

    fa za saika nitsoaka nahita ilay sary, hi hi.

    Nampidirin'i pissoa 18 Mar 2008, 21:56
  4. otr'otran'ny pisso zany ny pozin'ny endrik'le sary aza kanou 8):b:b

    Nampidirin'i simp 18 Mar 2008, 22:39
  5. kay, ary soa mbola tsy nisy nitandroka be ohatran'izao teto tamin'izaho niditra voalohany...

    Nampidirin'i ikalamako 18 Mar 2008, 23:26
  6. Sady fanalana azy ny eto no fifampitaizana ankolaka ry zandry kely.Tongava amin'izay tanjona iriana fa na izany aza ity mba misy hafatra kely:

    reetra = rehetra
    volohany = voalohany
    zany = izany
    za = izaho
    mihintsy = mihitsy
    fotôna = fotoana

    Nampidirin'i Lany atao 19 Mar 2008, 02:14
  7. Handriaho sary e?
    kora mba mapatahotsa ka!

    Nampidirin'i tiatsiky 19 Mar 2008, 13:27
  8. Ahoana no tsy mampitsingatitra an'io biby io le ? toa tsy misy tongony akory ary afara manko.

    Nampidirin'i lap 19 Mar 2008, 16:25
  9. lap > marina mihitsy zany anao zany! hita hoe sary namboarina tokoa :-)

    hery601 > msôtra e

    Nampidirin'i Tokinao 20 Mar 2008, 21:16
  10. simp : ca n'a rien d'un pisso e !!!

    ary ahoana koa izany hoe manirery nefa mianatra eny ambohitsaina izany aloha e ?!

    lap > hi hi misy tongony ohatran'ny matavy be ireo roa ireo koa !
    (PS : toa mitsingatotra no izy raha ilay eto no jerena.)

    Nampidirin'i pissoa 21 Mar 2008, 14:33