salanitreeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Nampidirin'i hery601 | 21 Mar, 2008mbola tsara daôly!!!!
de manao ahôna daôly ny rehetra everiko fa samy tsara.
za ko de tsy maninona fa mbôla @le oui. hihihihihihihihihihihihihihi
ataovy bobaka ny hafatra fa za mbola vonona ny hamaly.
zay zany fa de @ manaraka indray.
Enao aza tsy mametraka hafatra any amin'ny blaoginay koa izahay ve hametraka aty? Io komantera io zavatra atero ka alao io koa...
Nampidirin'i DotMG 21 Mar 2008, 10:02Dotmg : hihihi
Nampidirin'i ikalamako 21 Mar 2008, 10:43