yyyyyyeeeeeeesssssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Nampidirin'i hery601 | 21 Mar, 2008

yes efa tonga zao ny fetiny paka anisany fety zay tena ankafiziko indrindra asa nareo manao ahôna??? 

za alou atraminy zay dia tena makafy ny paka nohony le fitsangatsanganana zay atao miaraka @ akama réétra ary koa ny revirevy sy ny vazovazo zay atao na eo amorondrano na any anaty ala manodidina ny afo-dasy.

 tena milay aloha ny paknay @ ity taona ity satria zahay zao de hoany Isalo satria mbola tsy tany miintsy de mba hanalanala azy kely any dray zany miaraka @ JOBA SY NY TÔKA.  une semaine any isalo zay @ ty dray mitoraka ty!!!

zay zany fa de fankaherezana no omeko any ze tsy mandeha fa mijanona ao an-trano ( beeeuuurrrkk; hahahahahahahah) 


6 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "yyyyyyeeeeeeesssssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!"

  1. Mamitaka marina ny fisehoana ivelany. Fa ny fanoratra sy firesaka dia tsy ahitako soritra mihitsy hoe mianatra Sociologie sy Journalisme i hery601

    Nampidirin'i Remarque 21 Mar 2008, 15:55
  2. vloum any Isalo e ! Raha sendra hitanareo any i Kitjo dia veloma indrindra hono hoy ny akaman'ny blaogy rehetra.
    Kalm ihany amin'ny joba sy ny tôka fa mirevy kou ra mirevy fa ra vao mitsè dia paté hoy ny bandy zay !
    On s'amuse avec la tête houz ny vazà.
    (hihihi, sahirana be aho mitady ilay fomba fanoratra ankehitriny, efa vieux jeu ve?)

    Nampidirin'i ikalamako 21 Mar 2008, 15:58
  3. veloma marina any am kitjo any, efa ela izy tsy hita an, sa efa any siga ndray?

    d tandremo iany ny joba sy ny toka , asio fimailo koa e!!!

    mazotoa, aza adino fa ze misotro tsy mitondra fiara an!

    Nampidirin'i ikalakely 21 Mar 2008, 21:19
  4. yyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeesssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss!
    ikalamako ikalakely mampmé dôl lé commentnaréo hihihi
    ( aleo tsy ampiko tsony :-P )

    yyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeessssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss

    Nampidirin'i Tokinao 21 Mar 2008, 22:01
  5. Aza dia mampihomehy anie ry Tokinao a !!!

    Nampidirin'i pissoa 21 Mar 2008, 22:28
  6. hihihi
    tô tsik retra no hivadidela amy farany, lol

    Nampidirin'i ikalamako 21 Mar 2008, 22:49