manôna daôly

Nampidirin'i hery601 | 22 Mar, 2008

 

salut daôly

@ty androany ty de tsy de ho b resaka firy fa efa hiainga mihintsy @ le hoany isalo zay zao fa de mampamangy ny akama réétra sy maniry fety ny paka na paska na pasaka sambatra ho any réétra.  de mba ataovy milamina ny fety sao de tsy hanao alatsinainy milay eo (lol) laingako zany fa vazivazy fotsiny.

zay zany fa de @ manaraka indray

 


6 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "manôna daôly"

  1. aza hadino ny voandalana ary e !

    Nampidirin'i pissoa 22 Mar 2008, 14:38
  2. Soava dia ary ô :-).
    Dia aza adino hono hny voan-dàlana ho an'i pissoa :-)

    Nampidirin'i Tokinao 22 Mar 2008, 14:42
  3. eny ary e!!!!!misôtra fa voaray ndao fa tsy hadinoiko ny voandalana raha toy ka misy

    Nampidirin'i hery601 22 Mar 2008, 15:31
  4. pissoa > tsy ho adinony hono raha misy e

    Nampidirin'i Tokinao 22 Mar 2008, 17:47
  5. Yess ! efa mivavaka aho ato mba hisy tokoa :-P

    Nampidirin'i pissoa 22 Mar 2008, 18:01
  6. itondray sary milay be sy safira e

    Nampidirin'i Ikalakely 22 Mar 2008, 18:57