herinandro tsy de netinety

Nampidirin'i hery601 | 26 Apr, 2008

manôna daôly

ny voalohan-teniko de ôtrany tsy netinety  tamiko itty herinandro ity satria voany tazo be za sady mikoohaka no manavy be; kanefa innoako fa ho entiny ty herinandro vaovao ity zany.

zay ihany angabany fa @ manaraka indray. big up be hoo any rehetra.

 


1 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "herinandro tsy de netinety"

  1. Efa mba metimety izany izao?
    Manaova mafana tsara fa mivadika ny toetr'andro izao e.

    Nampidirin'i Hery 26 Apr 2008, 21:00